| Entrée (1/2) | 1 trako | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en français | 3   quille de navire [Tankarana]
 [1.19] | 
| Exemples | 4   Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao.
[2.150] | 
| Entrée (2/2) | 5 trako | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   karazana dihin' ny Ntaolo [Bezanozano]
 [2.245#91] | 
| Exemples | 8   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245] | 
| Anagrammes | 9 kotra, 10 trako, 11 troka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |