| Entrée | 1 trano kotona |
| Mots élémentaires | 2 trano, 3 kotona |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 trano hazo avokoa ny tenany [1.1] |
| Exemples |
6 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra.
[1.437#44]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|