|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tremalahy |
| Singan-teny | 2trema, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona manankarem-be.
[1.1] 6mpanefoefo. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7richard.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy
[2.324]
|
| Mpanahaka | 9 befofonaina, 10 fenotsoka, 11 komohina, 12 manambehovangoana, 13 matevina, 14 metroka, 15 mianjadyaminnyfananany, 16 miharyzaka, 17 milomanoaminnyharena, 18 miravoravomanana, 19 mpanalina, 20 mpanarivo, 21 mpanefohefo, 22 mpangoronkarena, 23 mpanjatobe, 24 mpanontanynyory, 25 ngetroka, 26 saingona, 27 tovinjaka |
| Fivaditsoratra | 28 mihelatra, 29 tremalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|