| Entrée (1/3) | 1 trema | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1] | 
| Exemples | 4   Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery;
[1.245#] 5 Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#] | 
| Tous les mots composés | 6 tremalahy | 
| Entrée (2/3) | 7   tréma  | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   tendro roa [1.66.mg#936, 1.5] 10 tendro kambana [1.13] | 
| International | 11   ¨ ä ë ï ö ü [3.1] | 
| Tableaux et planches | 12   Signes de ponctuation | 
| Entrée (3/3) | 13   Trema  | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Vocabulaire | 15 Botanique: genre scientific | 
| Noms locaux de plantes | 
 | 
| Anagrammes | 16 Retmà, 17 trema | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |