Entrée | 1 tsabahina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsabaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |