Entrée | 1 tsaingohina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsaingoka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 tsaingohina, 10 tsingaohina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |