| Explications en malgache | 4   Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
 Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
 Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
 Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
 Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka [1.1]
 
 |