|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tsatsaky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sentom-piononana. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 tsatsaky
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6androngo. [Tanosy] [1.78]
Ohatra  7 ka laha fa iha fa ho rebaky, ao misy voalavo babàky raiky, tsatsaky babàky raiky, ka adebôno soa ho vakivaky. [2.150#42]
Voambolana  8 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/3)9 tsatsaky
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(de sasaka : moitié ; partagé en parties égales). Rinorea greveana Baill. (Violaceae). Réf. Service Forestier 15 660. Arbre de petite taille mais utilisé cependant pour les piliers de cases. Le nom malgache est peut être une allusion à cet emploi.. [Mahafaly, Sakalava] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 tsatsaky, 14 tsatsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13