|
|
|
|

Teny iditra1  tsepoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
4 Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  8 potsake, tsepoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08