|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tsibolo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3jereo dromatsy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4cil, poils.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 7 tsibolo |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10villosité intestinale.
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haiaina |
| Teny iditra (3/4) | 12 tsibolo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14karazana fanday.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15chenille.
[1.13] |
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 17tsibolobolo |
| Teny iditra (4/4) | 18 tsibolo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21(de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance). Par extension, nom des plantes sans feuilles :.
22Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae). Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive. La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites. Anti-inflammatoire.. [Merina] 23Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais. Nom et identité relevés par A. Grandidier.. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|