| Entrée | 1 tsidradra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 20 tsidradraka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |