| Entrée | 1 tsihifina | 
| Radical | 2 tsihika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1] | 
| Exemples | 5   na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika.
[2.48] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 10 fihatsiny, 11 tsihifina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |