| Entrée (1/2) | 1 tsikalana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   tapa-kazo atao hidin-trano [Tambahoaka]
 [1.78] 4 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1] | 
| Explications en français | 5   liteaux, cale [1.13] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 17 tsikala | 
| Entrée (2/2) | 18 tsikalàna | 
| Radical | 19 tsikala | 
| Partie du discours | 20 verbe passif | 
| Explications en malgache | 21   Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 26 tsikalaina, tsikalanina | 
| Anagrammes | 27 alantsika, 28 tsikalàna, tsikalana, 29 tsilakana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |