Entrée | 1 tsikeraina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsikera |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay (hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny |
Explications en français |
5 [1.5] qu'on critique |
Exemples |
6 [2.298#147] Azo tsikeraina ambony ihany ve izany?
7 [2.606#93] Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 itsikerana, 13 tsikeraina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |