| Entrée | 1 tsimbinina | 
| Radical | 2 tsimbina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |