Entrée | 1 tsinapaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsapaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo |
Explications en français |
5 [1.3#753] dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 voatsapaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |