| Entrée | 1 tsiravina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy [1.1] |
| Explications en français |
4 tremblant, effrayé, alarmé [1.3] |
| Exemples |
5 tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy.
[2.472]
6 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324] 7 Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [2.472] |
| Dérivés |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|