|
|
|
|

Teny iditra1 tsiroaroa
Fototeny  2roa
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 two by two [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 deux à deux [1.3#539, 1.5#245]
Ohatra  6 Adikako tsiroaroa ny teny mifanohitra hevitra. [2.117]
7 Antily mandeha tsiroaroa ary roa sosona no miantoka ny fiarovana ny toby any ivelany. [2.472]

Fivaditsoratra  8 asarotroy, 9 tsiroaroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12