|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsitsika
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [1.1]
4 ozona [Bezanozano] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)12 tsitsika
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Patsaben-dranomamy [Bara] [1.1]
15 orana (hazandrano) [Tanosy] [1.78]
Voambolana  16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19