| Entrée | 1 tsontsam-paika ka matim-bela | 
| Mots élémentaires | 2 tsontsa, 3 paika, 4 maty, 5 vela | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Explications en malgache | 7   enti-milaza fahavoazana na fahafaham-baraka satria nanao hadisoana; diso famindra ka niharam-pahavoazana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |