|
|
|
|

Entrée1  tsotsotra
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  tsotra
Explications en français  4  [1.3#796] [duplicatif]
Exemples  5  [2.117] Efitrano tsotsotra ny lakilasy.
6  [2.332] Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra.
7  [2.643] Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12