|
|
|
|

Teny iditra1 tsy hita avanavana
Singan-teny  2tsy, 3hita, 4avanavana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used of something that is unique. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 innombrable [1.3, 1.5]
9 complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Ohatra  10 tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [2.296]
11 Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68]
12 fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11