|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita popòka |
| Singan-teny | 2tsy, 3hita, 4popòka |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3] |
| Ohatra |
8 Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro.
[2.5]
9 Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11] |
| Tovy hevitra | 10tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|