| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 tsy | 
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 not [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 ne pas [1.3, 1.8] 6 sans [1.3, 1.9] 7 non [1.3] 8 pas [1.8]  | 
| Ohatra | 
9 tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 760 amin' io teny io | 
| Teny iditra (2/4) | 12 tsy | 
| Sokajin-teny | 13 mpampitohy [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
14 sy [Taisaka]
 [1.78] | 
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Teny iditra (3/4) | 16 -tsy | 
| Sokajin-teny | 17 endritenin' ny hoe sy | 
| Ohatra | 
18 Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606#210] 
 | 
| Teny iditra (4/4) | 19 tsy | 
| Sokajin-teny | 20 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
21 Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
22 acier [1.3, 1.13] | 
| Voambolana | 23 Toe-karena: tao vy | 
| Tovy hevitra | 24vy mahery | 
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 26 tsi~, tsi~~, 27 tsy | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |