|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 TsyCoolKoly |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 cool, 4 koly |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ny tetikasa TsyCoolKoly dia miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara. Mifantoka amin’ireo endrika isehoan’ny kolikoly izay mahakasika ny besinimaro eo amin’ny fiainany andavanandro, ny tetikasa ary miantso ny olom-pirenena hitatitra izay nihatra taminy.
[5.mg.http://www.tsycoolkoly.org] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Le projet TsyCoolKoly (TCK) a été initié avec pour objectif de contribuer à la lutte contre la corruption à Madagascar. Le projet incite les citoyens à témoigner des cas de corruption dont ils sont victimes au quotidien, mais aussi lorsqu’ils ont rencontré des agents intègres.
[5.fr.http://www.tsycoolkoly.org] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|