| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tsy laitra | 
| Singan-teny | 2tsy, 3laitra | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 mafy, tsy azo toherina, tsy zaka, tsy telina: Tsy laitra ny ngidin' ny fahoriana ~ Tsy laitra andrahoina (tsy mety malemy raha andrahoina fa mafy foana) [1.1] | 
| Tsipelina hafa | 6tsilaitra | 
| Fivaditsoratra | 7 tsilaitra, 8 tsy laitra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |