| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tsy laitra rarana | 
| Singan-teny | 2tsy, 3laitra, 4rarana | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [1.1] | 
| Tovy hevitra | 7tsy laitra anarina, tsy laitra tenenina, tsy laitra toroana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |