|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 V    v    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona).. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Mpanahaka  5 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny abidia
Lahatsoratra  7Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)8 V    v    
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10marika romana izay milaza ny isa 5. [3.1]
Voambolana  11 Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny isa

Teny iditra (3/3)13 V    
Sokajin-teny  14 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16Vanadium. [3.1]
Voambolana  17 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  18 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02