| Entrée | 1 vahotra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   benumbed perplexed [1.7] | 
| Explications en français | 5   engourdi confus [1.3, 1.8] 6 transi, crispé par le froid fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] | 
| Exemples | 7   nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 28 hovatra, 29 vahotra, 30 vohatra | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |