Entrée | valy boraingona | ||
Mots élémentaires | valy ; boraingona | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en malgache | Valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy; valin-teny toa manao didiko fe lehibe fotsiny izao [1.1] | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/01/01 |