Entrée | vantany vao | ||
Mots élémentaires | vantany ; vao | ||
Partie du discours | conjonction | ||
Explications en malgache | Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1] | ||
Explications en français | à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3] | ||
Exemples | Vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna
[2.470] | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/10/24 |