| Entrée | 1 vantozy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Santé |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|