|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary amin' anana ~ variaminanana |
| Singan-teny | 2 vary, 3 amy, 4 anana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[variaminanana]
6 Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 riz aux herbes
8 pêle-mêle, désordre, hasard [1.3] 9 Pensées entremêlées, pêle-mêle comme le riz et les brèdes mélangés [2.415#6158] 10 riz aux herbes potagères ; plat très commun. 11 Sens figuré : présenté pêle-mêle, sans ordre. [1.196] |
| Fivaditsoratra | 12 variaminanana, vary amin' anana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|