| Entrée | 1 vasoka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako afa-baraka ka menatra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   off-color, tarnished, discolored [1.7] | 
| Explications en français | 5   terne [1.8] 6 se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3] 7 terni [1.8] | 
| Exemples | 8   nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy.
[2.270] 9 Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 2 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 23 tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo | 
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 25 savoka, 26 sovaka, 27 vasoka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |