|
|
|
|

Teny iditra1  vatoana
Fototeny  2 vato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be vato: Tany votoana, vary vatoana
5 Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity zaza ity
6 Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 pierreux
8 Figuré: qui a des durillons, dur, de mauvaise croissance, rabougri, de cuisson difficile: Vatoana ity tokotany ity (Il y a beaucoup de pierres dans cet emplacement) ~ Vatoana ity vary ity (Il y a beaucoup de pierres mêlées à ce riz, ce riz cuit difficilement) ~ Vatoana ity zaza kely ity (Ce petit enfant ne croit pas, est rabougri) ~ Vatoana ity mangahazo ity (Ce manioc cuit difficilement, est dur quand il est cuit) [1.3#816]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 atavano, 11 atavona, 12 atovana, 13 avotana, vatoana, 14 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08