Entrée | vato tsindry hahazana | |
Mots élémentaires | vato ; tsindry hahazana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary Mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [1.1] | |
Mis à jour le 2023/11/20 |