|
|
|
|

Teny iditra1  vatovaton-draboka
Singan-teny  2 vatovato, 3 raboka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 tubercule induré. [1.13]
Voambolana  7  Haiaina
Tovy hevitra  8 vatovatoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12