|
|
|
|

Teny iditra1 vavadidy
Singan-teny  2vava, 3didy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Loaka atao amin' ny fanambanin' ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan' ny rivotra tsara mampirehitra ny afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [vava didy] tuyère de forge [1.13]

Fivaditsoratra  7 dadivavy, 8 divadiva, 9 vavadidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12