|
|
|
|

Teny iditra1 vava tsy ambina
Singan-teny  2vava, 3tsy, 4ambina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1]
7 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285#270]
Fanazavàna teny anglisy  8 unguarded speech [1.2]
Ohatra  9 Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298#32]
10 Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69#238]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12