| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 vavy | 
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 female a female [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 femelle [1.8] 6 femelle [Sakalava-Mayotte] [1.405]  | 
| Ohatra | 
7 Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy
[2.472] 
 8 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 17 Haiaina | 
| Tohi-kevitra | 18lahy | 
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 145 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |