Entrée (1/2) | 1 velarana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 velatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to have something spread or unrolled on it |
Explications en français |
6 [1.3] pour qui on déploie, là où l'on étend 7 [1.8] sur quoi on déplie ou déroule quelque chose |
Exemples |
8 [2.470] Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany.
9 [2.472] Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 velarana |
Partie du discours | 15 nom |
Radical | 16 velatra |
Explications en français |
17 [1.13] aire, surface, superficie |
Tous les mots composés | 18 28 mots contenant velarana |
Vocabulaire | 19 Mathématiques: géométrie |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |