Entrée | 1 velomina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 velona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume |
Exemples |
7 [2.996] Aza velomina ny vehivavy manana ody.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot velomina |
Anagrammes | 14 milevona, 15 mivelona, 16 velomina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |