Entrée | 1 vidina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 vidy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io |
Exemples |
5 [2.472] Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot vidina |
Anagrammes | 12 vidina, 13 vinady |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |