Entrée | 1 vilana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. |
Explications en anglais |
4 [1.7] crooked, warped |
Explications en français |
5 [1.4] évasif: Valy vilana (Réponse évasive) 6 [1.8] tordu, qui dévie |
Exemples |
7 [4.27] Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot vilana |
Anagrammes | 24 lavany, 25 lavina, 26 vanila, 27 vilana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |