|
|
|
|

Entrée1  vilany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo".
Explications en anglais  4  [1.7] a cooking pot, a kettle or casserole
Explications en français  5  [1.3, 1.8, 1.13] marmite
6  [1.8] pot, casserole
Exemples  7  [2.324] Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro;
8  [2.48] "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha
9  [2.996] Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina.
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Tous les mots composés  12  23 mots contenant vilany
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot vilany
Article  14  Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15 valiny, 16 vilany, 17 vilina, 18 vinaly, viñaly, 19 vinila

Mis à jour le 2025/09/13