|
|
|
|

Teny iditra1  vinonjy
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voavonjy, novonjena, navotana: Olona novinonjiny tamin' ny loza ianao ka tokony hahay hankasitraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 secouru, assisté, sauvé, où l'on s'est rendu [1.3#856]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voavonjy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08