| Entrée | 1 voahidy | 
| Radical | 2 hidy | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [1.3#244] | 
| Exemples | 6   Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra.
[1.369#] 7 Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [2.895#92] | 
| Synonymes | 8 hinidy | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 ivadiho, 11 voahidy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |