Entrée | 1 voakaly |
Partie du discours | 2 participe passé |
Radical | 3 kaly |
Explications en anglais |
4 [1.7] very well done, done with care and skill |
Explications en français |
5 [1.3#305] bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) 6 [1.8] fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné |
Exemples |
7 [2.472#219] Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa.
8 [2.606#17] Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. |
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 10 kinaly |
Anagrammes | 11 koviala, 12 voakaly, 13 voakila |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |