| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 voalohandohany | 
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] | 
| Ohatra | 
3 Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama.
[2.270#] 
 4 Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany [2.436#11] 5 Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny. [2.356#] 6 Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony. [1.436#33]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 | 
 |