|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voamasina |
| Fototeny | 2 hasina |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 consacré, sanctifié, bénit
[1.3] |
| Ohatra |
5 Dia voamasina ho mpisikidy na ho mpitahiry sampy iny olona iny, afa-kanoro ny olona ny mahasitrana sy mahavelona sy ny tsy hita, na ny fomba fangataka amin' ny ranakandriana.
[2.296]
|
| Teny iditra (2/3) | 6 voamasina |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (de voa : fruit ; et masina : sacré). Phyllarthron bojeranum DC. (Bignoniaceae). Arbre à fruit comestible, souvent planté dans les anciennes résidences royales notamment à Ambohimanga. Le fruit acidulé est riche en acide ascorbique ; il était recherché par les enfants. Les feuilles recouvertes d'un enduit cireux, servaient paraît-il à transmettre des messages. On peut écrire avec une simple pointe de bois et le tracé reste net même lorsqu'on frotte la feuille. Encore appelé zahana
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 11 voamasina |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (de voa : fruit ; et masina : sacré). Phyllarthron ilicifolium (Pers.) H.Perrier (Bignoniaceae). Nom relevé par Chapelier, lettre du 2 prairial An 12 (22 mai 1804). « Voué-massine » : fruits acides formant des gousses presque sphériques, monospermes et noires dans leur maturité. La semence est entourée d'une pulpe brune, spongieuse, d'une acidité fort agréable ».
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 amosavina, 17 misavoana, misavoàna, voamasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|